| Entry | 1 gadralava |
| Elementary words | 2gadra, 3lava |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza ny olo-meloka voatana ao an-tranomaizina. (Io teny io dia nilazana fahiny ireo mpigadra nisy gadra amin' ny vozony sy ny tongony, izay natohin' ny anja-by lavalava ka afaka mihetsiketsika eran' ny efitrano nisy azy ihany izy ireo) [1.1] |
| Explanations in English |
6 [gadra lava]
A long chain stretching from the neck to the feet a man in fetters; a convict. [1.2] 7 a prisoner [1.7] |
| Explanations in French |
8 Fers des condamnés; les fers du cou et des pieds sont joints par des tringles, qui permettent de faire de de longs pas; les condamnés aux fers [1.3] 9 un condamné [1.8] |
| Examples |
10 Ary rahefa manao hasoavana sy tokan-trano ny andriana, dia afaka ny gadralava
[2.48]
|
| Antonyms | 11gadra fohy |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|